plt_tn/1ch/24/01.md

12 lines
243 B
Markdown

# Nadaba, Abiho, Eleazara ary Itamara
Jereo hoe ahoana no nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 6:1
# Ahimeleka
Izany no anaran'ny lehilahy.
# nizarazara azy ireo ho antokony
"nizarazara ireo taranak'i Eleazara sy Itamara ho antokony."