plt_tn/1ch/23/24.md

12 lines
503 B
Markdown

# Ireo no taranak'i Levy araka ny fokon'izy ireo. Izy ireo no mpitarika, voaisa ary voatanisa araka ny anaran'ny foko
D.H: "Ireo no anaran'ny taranak'i Levy sy ireoo fianakaviany, izay nisain'ireo lehilahin'i Davida sy notanisainy. Izy ireo no mpitarika ire foko."
# manomboka eo amin'ny roapolo taona no ho miakatra
D.H: "manomboka eo amin'ny 20 taona no ho miakatra."
# sy ireo fitaovana fampiasa amin'ny fanompoana rehetra
D.H: "sy ireo fitaovana fampiasa rehetra izay ilain'izy amin'ni asany."