plt_tn/1ch/22/11.md

367 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mitohy miresaka amin'i Solomona i Davida

Ankehitriny

mampiasa io teny io i Davida mba hampahafantarany zavatra manan-danja izay efa lazainy.

Hanorina anie ianao

D.H: "Hahomby amin'ny fitarihanan ny fanorenana anie ianao."

rehefa mametraka anao hiasa eo amin'Israely Izy

"rehefa manao anao ho mpanjakan'Israely izy."