plt_tn/1ch/22/03.md

347 B

vy fanitsiana

"fanapaingorana" na "savily." Ireo dia zavatra izay mampifandray zavatra roa miaraka.

noho izay azo lanjaina

D.H: "noho izay azon'iza na iza lanjaina"

tsy tambo isaina

D.H: "tsy tambon'iza na iza isaina."

ilay trano izay tokony hamboarina ho an' i Yaveh

D.H: "Tranon'i Yaveh" na "ny trano izay haoriny ho an'i Yaveh."