plt_tn/1ch/19/16.md

344 B

hitan'ireo Syriana

"nahatakatra ireo Syriana"

fanampin-kery

"miaramila bebe kokoa"

Sofaka ... Hadarezera

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

nilazàna izany i Davida

D.H: Rehefa nilaza izany an'i Davida ny mpitondra hafany.

nandahatra

"nandrindra"

niady taminy izy ireo

"niady tamin'i Davida sy ireo miaramilany ireo Arameana"