plt_tn/1ch/18/12.md

456 B

Abisay ... Zeroia

Anaran'ireo lehilahy ireo.

Edomita valo arivo sy iray alina

"Edomita 18 000"

Lohasahan-tsira

Izany no anaran'ny lohasaha avy any Edoma sy Joda izay nampiasaina ho tanin'ady.

miaramila

vondrona miaramila voatendry ho amin'ny faritra voatokana.

lasa mpanompon'i Davida ireo Edomita rehetra

"ny vahoakan'i Edoma dia noterena hanaiky an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo sy handoa vola ho an'ny fitondran'i Davida isan-taona"