plt_tn/1ch/16/32.md

12 lines
284 B
Markdown

# Aoka hierona ny ranomasina
D.H: "Hanao feo fifaliana tena mafy indrindra ny ranomasina."
# zay mameno izany
D.H: "Ireo zava-boaarin'ny ranomasina"
# aoka ireo hazo ao an'ala hihiaka am-pifaliana
Izany dia miresaka momba ny hazo raha mba olona afaka nihiaka fifaliana izy ireo.