plt_tn/1ch/09/28.md

12 lines
317 B
Markdown

# Ny sasany tamin'izy ireo
"Ny sasany amin'ireo mpiambina"
# nanisa ireo fanaka izy ireo rehefa nampidirina sy navoaka ireo.
DH: "nanisa ireo fanaka izay navoakany izy ireo mba hampiasaina, ary avy eo dia nanisa ireo fanaka izy ireo rehefa naverin'ny olona ireo"
# voatendry hikarakara ireo
DH: "mikarakaran'ny"