482 B
482 B
nitalaho tamin'Andriamanitra tany an'ady ny Israelita
DH : "Nivavaka nangataka fanampiana tam-pitiavana tamin'Andriamanitra ireo Israelita"
Nosamborin'izy ireo ny
DH: "Nosamborin'ireo Israelita ireo Hagrita"
ny rameva dimy alina
"rameva 50,000"
boriky roa arivo
"boriky 2,000"
Satria Andriamanitra niady ho azy ireo
Ny fanampian'Andriamanitra amin'ny ady dia faritana toy ny miaramila iray izay niady tany amin'ny ady. DH: "Satria Andriamanitra nanampy azy ireo"