16 lines
377 B
Markdown
16 lines
377 B
Markdown
# Nonina ... izy ireo
|
|
|
|
DH: " Nonina ny fokon'i Gada"
|
|
|
|
# fihinanam-bilon'
|
|
|
|
toeran'ny tany izay hihinanan'ny biby bozaka
|
|
|
|
# Ireo rehetra ireo dia voatanisa araka ny tahiry tetiarana
|
|
|
|
DH: "Mitanisa azy rehetra ny tahiry tetiarana" na "Nitanisa azy rehetra ireo Ny tahirin'ireo fianakavian'ny razambe"
|
|
|
|
# Ireo rehetra ireo
|
|
|
|
Tsy mazava ny fomba hanambaran'ny olona teo aloha izany.
|