28 lines
831 B
Markdown
28 lines
831 B
Markdown
|
# Niangona toy ny olona iray ... ny vahoaka rehetra
|
||
|
|
||
|
Io dia fibangona tokana ny olona rehetra izay tonga. DH: "niara-nivondrona ny olona rehetra"
|
||
|
|
||
|
# Vavahadin-Drano
|
||
|
|
||
|
Izany no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda.
|
||
|
|
||
|
# ny bokin'ny lalàn'i Mosesy
|
||
|
|
||
|
Izany no tokony ho fizaranan'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Testamenta Taloha.
|
||
|
|
||
|
# Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahafito
|
||
|
|
||
|
Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohan'ny volana fahafito dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana. DH: "Tamin'ny andro 1 ny volana faha-7"
|
||
|
|
||
|
# nitondra ny lalàna
|
||
|
|
||
|
"nitondra ny bokin'ny lalàna"
|
||
|
|
||
|
# ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra
|
||
|
|
||
|
Ao anatin'izany ireo ankizy izay efa afaka mahatakatra izay ho vakiana.
|
||
|
|
||
|
# namaky izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "izany" dia manondro ny bokin'ny lalàn'i Mosesy.
|