# Niangona toy ny olona iray ... ny vahoaka rehetra Io dia fibangona tokana ny olona rehetra izay tonga. DH: "niara-nivondrona ny olona rehetra" # Vavahadin-Drano Izany no anaran'ny vavahady eo amin'ilay manda. # ny bokin'ny lalàn'i Mosesy Izany no tokony ho fizaranan'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Testamenta Taloha. # Tamin'ny andro voalohan'ny volana fahafito Io no volana fahafito amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro voalohan'ny volana fahafito dia manakaiky ny fisasahan'ny volana Septambra amin'ireo tetiandro Tandrefana. DH: "Tamin'ny andro 1 ny volana faha-7" # nitondra ny lalàna "nitondra ny bokin'ny lalàna" # ireo rehetra izay afaka nihaino sy nahatakatra Ao anatin'izany ireo ankizy izay efa afaka mahatakatra izay ho vakiana. # namaky izany Eto ny "izany" dia manondro ny bokin'ny lalàn'i Mosesy.