plt_tn/mat/01/22.md

28 lines
920 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ataon'ny mpanoratra anaty farango sosona ny tenin'i Isaia mba hampisehoana fa ny fahaterahan'i Jesosy dia araka ny soratra masina.
# Izany rehetra izany dia nitranga
Tsy miteny intsony ilay anjely. Manazava ny maha zava-dehibe izay voalazan'ilay anjely i Matio izao.
# izay nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminany
Io dia azo atao hoe: "izay nasain'ny Tompo nosoratan'i Isaia hatry ny ela"
# Indro... Imanoela
Eto i Matio dia milaza ny tenin'i Isaia.
# Indro
"Jereo" na "Henoy" na "Tandremo tsara ny zavatra izay ho lazaiko aminareo." Io teny io dia manamafy izay ho lazaina manaraka.
# Imanoela
Anarana lehilahy io.
# izay midika hoe: "Amintsika Amndriamanitra."
Tsy ao amin'ny bokin'i Isaia io. Manazava ny hevitry ny anarana hoe "Imanoela" i Matio. Afaka adikanao amina fehezanteny misaraka io. DH: "Ny hevitr'io anarana io dia hoe 'Amintsika Andriamanitra.'"