plt_tn/mal/02/05.md

56 lines
1.9 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny fokon'ny Levi Yaveh toy ny olona iray.
# Ny fifanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana
Eto ny valin'ny fanekena dia voalaza toy ny hoe fanekena amin'ny tenany ihany. D.H: "Ny tanjon'ny fanekeko tamin'ireo Levita dia ho an'ireo mpisorona hiaina amin'ny fanambinana sy fiadanana"
# tahotra, ary natahotra Ahy izy
Ity filazàna ity mitohy amin'ny fomba fiteny mitovy, saingy miala amin'ny hevitra izay miampaka ao amin'ny lahatsoratra. Azo anombohana fehezanteny izany. D.H: "Ny fanekeko aminy dia tahotra ihany koa, ary natahotra ahy izy ireo" na "amin'ny fanekeko aminy, namapatahotra azy aho, ary atahotra ahy izy"
# ny tahotry ny anarako izy.
Eto ny "anarako" dia midika ny tenan'Andriamanitra.
# tsy nisy diso
Eto ny fitadiavana zavatra dia midika zavatra misy. D.H: "tsy nisy lainga"
# teo amin'ny molony
Eto "ny molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka.
# Niaraka tamiko
Eto ny fandehanana dia midika fiainana, mitondra ny fiainanana iray amin'ny tena lalana.
# tamim-piadanana sy tamim-pahamarinana
Eto ny hevi-toerana dia midika raharaha izay niainan'ny Levi. D.H: "fiadananana sy fahamarinana"
# niamboho tamin'ny fomba maro tamin'ny ota
Eto ny fandresen-dahatra ny olona hijanona amin'ny fahotana dia voalaza toy ny hoe fiovan-dalana amin'ny fahotana. D.H: "nandresy lahatra olona maro hijanona amin'ny fahotana izy."
# Fa ny molotry ny mpisorona dia tokony hanam-pahalalana
Eto ny fahalalana dia voalza toy ny zavatra iray izay afaka fehezin'ny mpisorona. Ao amin'ity andalana ity, ny hevitra hoe "hanam-pahalalana" dia te hilaza fahaizana marina momba an'Andriamanitra.
# molotra
Eto ny "molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka.
# hitady fampianarana
"mila anatra"
# hitady fampianarana
Eto ny fampianarana dia voalaza toy ny zavatra iray izay tokony ho tadiavin'olona. D.H: "mila ny mpisorona hampianatra azy ireo ny marina"
# avy any am-bavany,
Eto ny "molotra" dia midika izay lazain'olona.