# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka amin'ny fokon'ny Levi Yaveh toy ny olona iray. # Ny fifanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana Eto ny valin'ny fanekena dia voalaza toy ny hoe fanekena amin'ny tenany ihany. D.H: "Ny tanjon'ny fanekeko tamin'ireo Levita dia ho an'ireo mpisorona hiaina amin'ny fanambinana sy fiadanana" # tahotra, ary natahotra Ahy izy Ity filazàna ity mitohy amin'ny fomba fiteny mitovy, saingy miala amin'ny hevitra izay miampaka ao amin'ny lahatsoratra. Azo anombohana fehezanteny izany. D.H: "Ny fanekeko aminy dia tahotra ihany koa, ary natahotra ahy izy ireo" na "amin'ny fanekeko aminy, namapatahotra azy aho, ary atahotra ahy izy" # ny tahotry ny anarako izy. Eto ny "anarako" dia midika ny tenan'Andriamanitra. # tsy nisy diso Eto ny fitadiavana zavatra dia midika zavatra misy. D.H: "tsy nisy lainga" # teo amin'ny molony Eto "ny molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka. # Niaraka tamiko Eto ny fandehanana dia midika fiainana, mitondra ny fiainanana iray amin'ny tena lalana. # tamim-piadanana sy tamim-pahamarinana Eto ny hevi-toerana dia midika raharaha izay niainan'ny Levi. D.H: "fiadananana sy fahamarinana" # niamboho tamin'ny fomba maro tamin'ny ota Eto ny fandresen-dahatra ny olona hijanona amin'ny fahotana dia voalaza toy ny hoe fiovan-dalana amin'ny fahotana. D.H: "nandresy lahatra olona maro hijanona amin'ny fahotana izy." # Fa ny molotry ny mpisorona dia tokony hanam-pahalalana Eto ny fahalalana dia voalza toy ny zavatra iray izay afaka fehezin'ny mpisorona. Ao amin'ity andalana ity, ny hevitra hoe "hanam-pahalalana" dia te hilaza fahaizana marina momba an'Andriamanitra. # molotra Eto ny "molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka. # hitady fampianarana "mila anatra" # hitady fampianarana Eto ny fampianarana dia voalaza toy ny zavatra iray izay tokony ho tadiavin'olona. D.H: "mila ny mpisorona hampianatra azy ireo ny marina" # avy any am-bavany, Eto ny "molotra" dia midika izay lazain'olona.