plt_tn/luk/23/35.md

20 lines
607 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nijoro
''nitsanga teo''
# Azy
Ity dia maneho an'i Jesosy.
# Namonjy ireo hafa Izy. Avelao Izy hamonjy ny tenany
Lioka nandrakitra an-tsoratra ny teny maneson'ireo mpanapaka. Ny fomba iray afahan'i Jesosy manavotra ireo hafa dia amin'ny fahafatesana ihany fa tsy amin'ny fanavotana ny tenany.
# Avelao Izy hamonjy ny tenany
''Jesosy dia tokony afaka mamonjy ny tenany.'' Niteny izany mba hanesoana an'i Jesosy izy ireo. DH: ''Te-hahita Azy manaporofo ny maha-Izy Azy izahay amin'ny fanavotana ny tenany avy eny amin'ny hazofijaliana''
# ilay iray voafidy
''ilay iray izay nofidian'Andriamanitra''