# nijoro ''nitsanga teo'' # Azy Ity dia maneho an'i Jesosy. # Namonjy ireo hafa Izy. Avelao Izy hamonjy ny tenany Lioka nandrakitra an-tsoratra ny teny maneson'ireo mpanapaka. Ny fomba iray afahan'i Jesosy manavotra ireo hafa dia amin'ny fahafatesana ihany fa tsy amin'ny fanavotana ny tenany. # Avelao Izy hamonjy ny tenany ''Jesosy dia tokony afaka mamonjy ny tenany.'' Niteny izany mba hanesoana an'i Jesosy izy ireo. DH: ''Te-hahita Azy manaporofo ny maha-Izy Azy izahay amin'ny fanavotana ny tenany avy eny amin'ny hazofijaliana'' # ilay iray voafidy ''ilay iray izay nofidian'Andriamanitra''