plt_tn/luk/22/43.md

16 lines
334 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niseho taminy
''niseho tamin'i Jesosy''
# Tao anatin'ny fangirifiriana, nivavaka Izy
''nijaly mafy Izy, ary noho izany dia nivavaka Izy''
# nivavaka tamin-kafanam-po
''nivavaka mafy kokoa Izy''
# ny hatsembohany dia lasa toy ny rà nitete tamin'ny tany
''ny hatsembohany dia niraraka tamin'ny tany toy ny rà mandriaka be.''