# niseho taminy ''niseho tamin'i Jesosy'' # Tao anatin'ny fangirifiriana, nivavaka Izy ''nijaly mafy Izy, ary noho izany dia nivavaka Izy'' # nivavaka tamin-kafanam-po ''nivavaka mafy kokoa Izy'' # ny hatsembohany dia lasa toy ny rà nitete tamin'ny tany ''ny hatsembohany dia niraraka tamin'ny tany toy ny rà mandriaka be.''