12 lines
490 B
Markdown
12 lines
490 B
Markdown
|
# tamin'ny tongotry ny liona sy ny tongotry ny bera
|
||
|
|
||
|
Mampiasa ny tongony ny liona sy ny bera rehefa mamely, koa ny teny hoe "tongony" dia maneho famelezana. DH: "tamin'ny famelezan'ny liona sy ny famelezan'ny bera" na "tamin'ny liona sy ny bera"
|
||
|
|
||
|
# amin'ny tanan'io Filistina io
|
||
|
|
||
|
Ny tanan'ny Filistina dia maneho ny heriny amin'ny ady. DH: "mny herin'io Filistina io" na "ny Filistina"
|
||
|
|
||
|
# akanjo fiarovan-tratra
|
||
|
|
||
|
Ampahany amin'ny akanjo fiarovana afaka ahetsiketsika ary feno vy fiarovana.
|