# tamin'ny tongotry ny liona sy ny tongotry ny bera Mampiasa ny tongony ny liona sy ny bera rehefa mamely, koa ny teny hoe "tongony" dia maneho famelezana. DH: "tamin'ny famelezan'ny liona sy ny famelezan'ny bera" na "tamin'ny liona sy ny bera" # amin'ny tanan'io Filistina io Ny tanan'ny Filistina dia maneho ny heriny amin'ny ady. DH: "mny herin'io Filistina io" na "ny Filistina" # akanjo fiarovan-tratra Ampahany amin'ny akanjo fiarovana afaka ahetsiketsika ary feno vy fiarovana.