plt_tn/1ki/08/29.md

20 lines
658 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Enga anie ka hisokatra amin'ny
D.H: "Mba hahita ny manodidina ny masonao"
# andro aman'alina
D.H "ny fotoana rehetra" na "mandrakizay"
# ny anarako sy ny fanatrehako.
Ireto teny roa miaraka ireto dia maneho fa i Yaveh dia hitoetra ao amin'ny tempoly.
# ny vavaka hataon'ny mpanomponao
Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mba hahafahako, izaho mpanomponao, mivavaka"
# mihainoa ny fangatahan'ny mpanomponao sy ny Israely olonao
Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mihainoa ny fangatahako sy ny fangatahan'ny Israely olonao"