# Enga anie ka hisokatra amin'ny D.H: "Mba hahita ny manodidina ny masonao" # andro aman'alina D.H "ny fotoana rehetra" na "mandrakizay" # ny anarako sy ny fanatrehako. Ireto teny roa miaraka ireto dia maneho fa i Yaveh dia hitoetra ao amin'ny tempoly. # ny vavaka hataon'ny mpanomponao Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mba hahafahako, izaho mpanomponao, mivavaka" # mihainoa ny fangatahan'ny mpanomponao sy ny Israely olonao Milaza ny tenany i Solomona amin'ny hoe "mpanomponao" mba hanehoana ny fanajany an'i Yaveh. D.H: "mihainoa ny fangatahako sy ny fangatahan'ny Israely olonao"