plt_tn/1co/10/11.md

32 lines
859 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireny zavatra ireny no nitranga tamin'izy ireo
"Andriamanitra dia nanasazy ny razambentsika"
# ohatra ho antsika
Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'ireo mpino rehetra.
# Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy ireny
Azo adika hoe: "Andriamanitra dia nampanoratra ireo an'i Mosesy mba hahafahantsika mianatra ny marina"
# ny fara-andro
"ireo andro farany"
# mba tsy hianjera
tsy manota na mandà an'Andriamanitra
# Tsy nisy fakam-panahy nahatratra anareo izay tsy iraisan'ny olombelona rehetra
Azo adika hoe: "Ireo fakam-panahy izay mihatra aminareo dia fakam-panahy hiainan'ny olona rehetra"
# Tsy hamela anareo ho alaim-panahy mihoatra izay zakanareo Izy
"Izy dia hamela anareo ho alaim-panahy araka ny hery ampy hanoheranareo izany ihany"
# Tsy hamela anareo ho alaim-panahy
Azo adika hoe: "tsy hamela an'iza na iza haka fanahy anareo"