# ireny zavatra ireny no nitranga tamin'izy ireo "Andriamanitra dia nanasazy ny razambentsika" # ohatra ho antsika Eto ny hoe: "isika" dia manondro an'ireo mpino rehetra. # Nosoratana mba ho fampianarana antsika izy ireny Azo adika hoe: "Andriamanitra dia nampanoratra ireo an'i Mosesy mba hahafahantsika mianatra ny marina" # ny fara-andro "ireo andro farany" # mba tsy hianjera tsy manota na mandà an'Andriamanitra # Tsy nisy fakam-panahy nahatratra anareo izay tsy iraisan'ny olombelona rehetra Azo adika hoe: "Ireo fakam-panahy izay mihatra aminareo dia fakam-panahy hiainan'ny olona rehetra" # Tsy hamela anareo ho alaim-panahy mihoatra izay zakanareo Izy "Izy dia hamela anareo ho alaim-panahy araka ny hery ampy hanoheranareo izany ihany" # Tsy hamela anareo ho alaim-panahy Azo adika hoe: "tsy hamela an'iza na iza haka fanahy anareo"