plt_tn/1ch/06/54.md

12 lines
586 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireto avy ireo toerana izay voatondro honenan'ireo taranak'i Arona, izay natao ho an'ireo taranak'i Arona izay avy amin'ny fokon'ny Kehatita (ny filokana voalohany dia azy ireo)
DH: "Ireo no toerana izay nonenan'ireo taranak'i Arona, sy ny fokon'i Kohatita (antsapaka no natao mba hamantarana izay honenan'izy ireo)"
# fa ireo sahan'ny tanàna sy ireo vohiny kosa dia nomen'izy ireo an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone
DH: "Nandeha nonina tany an-tsahan'i Hebrona sy ireo vohitra manodidina i Kaleba sy ny ankohonany"
# fihinanam-bilona
Ity dia tanim-bilona izay ihinanan'ny biby.