# Ireto avy ireo toerana izay voatondro honenan'ireo taranak'i Arona, izay natao ho an'ireo taranak'i Arona izay avy amin'ny fokon'ny Kehatita (ny filokana voalohany dia azy ireo) DH: "Ireo no toerana izay nonenan'ireo taranak'i Arona, sy ny fokon'i Kohatita (antsapaka no natao mba hamantarana izay honenan'izy ireo)" # fa ireo sahan'ny tanĂ na sy ireo vohiny kosa dia nomen'izy ireo an'i Kaleba zanaka lahin'i Jefone DH: "Nandeha nonina tany an-tsahan'i Hebrona sy ireo vohitra manodidina i Kaleba sy ny ankohonany" # fihinanam-bilona Ity dia tanim-bilona izay ihinanan'ny biby.