plt_tn/zec/12/06.md

28 lines
849 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity andininy ity dia manohy milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanàna.
# Amin'izany andro izany
Io dia manondro ny fotoana izay nanafihana an'i Jerosalema sy nandresen'Andriamanitra ireo fahavalony.
# tahaka ny fatana mirehitra eny amin'ny hazo ...amboara
"tahaka ny fatana mirehitra eo amin'ny antontan-kazo...tahon'amboaram-bary tsy voajinja any an-tsaha"
# fatana
vilany tanimanga izay nitondran'ny olona taloha vain'afo
# fanilo
tapa-kazo izay nampirehetina amin'ny vodiny iray izay manome hazavana raha mandeha ny olona na mitondra afo eny rehetra eny
# handevona ireo firenena rehetra
"handrava ireo vahoaka manodidina"
# Hitoetra eo amin'ny toerany indray i Jerosalema
Hipetraka ao amin'ny tanànany indray ny vahoakan'i Jerosalema.