# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity andininy ity dia manohy milaza momba ny fanafihana ho avy amin'i Jerosalema sy ny fomba hanavotan'Andriamanitra ny tanàna. # Amin'izany andro izany Io dia manondro ny fotoana izay nanafihana an'i Jerosalema sy nandresen'Andriamanitra ireo fahavalony. # tahaka ny fatana mirehitra eny amin'ny hazo ...amboara "tahaka ny fatana mirehitra eo amin'ny antontan-kazo...tahon'amboaram-bary tsy voajinja any an-tsaha" # fatana vilany tanimanga izay nitondran'ny olona taloha vain'afo # fanilo tapa-kazo izay nampirehetina amin'ny vodiny iray izay manome hazavana raha mandeha ny olona na mitondra afo eny rehetra eny # handevona ireo firenena rehetra "handrava ireo vahoaka manodidina" # Hitoetra eo amin'ny toerany indray i Jerosalema Hipetraka ao amin'ny tanànany indray ny vahoakan'i Jerosalema.