plt_tn/sng/03/03.md

16 lines
374 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo mpiambina
ireo lehilahy izay miasa miambina ny tanàna amin'ny alina mba hiaro ny olona
# raha nihodidina ny tanàna izy ireo
"izay nanerana ny tanàna" na "izay nandeha nanodidina ny tanàna"
# efitrano fatoriana
"efitrano fandriana"
# ilay iray izay niteraka ahy
"ilay izay bevohoka ahy" na "ilay izay nitondra ahy tao am-bohoka." Io dia manondro ny reniny.