# ireo mpiambina ireo lehilahy izay miasa miambina ny tanàna amin'ny alina mba hiaro ny olona # raha nihodidina ny tanàna izy ireo "izay nanerana ny tanàna" na "izay nandeha nanodidina ny tanàna" # efitrano fatoriana "efitrano fandriana" # ilay iray izay niteraka ahy "ilay izay bevohoka ahy" na "ilay izay nitondra ahy tao am-bohoka." Io dia manondro ny reniny.