plt_tn/sng/02/07.md

24 lines
542 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# zanaka vavin'i Jerosalema
"ireo tovovavin'i Jerosalema"
# amin'ny alalan'ny gazela sy ireo serfa vavy any an-tsaha
Ireo biby any an-tsaha ireo dia menatra sy saro-kenatra, nefa miaina fahalalahana tanteraka.
# gazela
biby izay mitovy be amin'ny serfa ary faingana, mahia, sy saro-kenatra
# any an-tsaha
"izay miaina any ambanivohitra"
# tsy hanapaka ny firaisana ara-nofonay raha tsy tapitra izany
"tsy hanapaka anay raha manao firaisana ara-nofo mandra-pahavitanay izany"
# tsy hanapaka
"tsy hanembatsembana" na "hanakorontana"