# zanaka vavin'i Jerosalema "ireo tovovavin'i Jerosalema" # amin'ny alalan'ny gazela sy ireo serfa vavy any an-tsaha Ireo biby any an-tsaha ireo dia menatra sy saro-kenatra, nefa miaina fahalalahana tanteraka. # gazela biby izay mitovy be amin'ny serfa ary faingana, mahia, sy saro-kenatra # any an-tsaha "izay miaina any ambanivohitra" # tsy hanapaka ny firaisana ara-nofonay raha tsy tapitra izany "tsy hanapaka anay raha manao firaisana ara-nofo mandra-pahavitanay izany" # tsy hanapaka "tsy hanembatsembana" na "hanakorontana"