plt_tn/sng/02/05.md

24 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Velomy
"Avereno ny heriko" na "Omeo tanjaka aho"
# mofomamy misy voaloboka
"amin'ny famahanana mofomamy vita amin'ny voaloboka izay miraikitra eo amin'ny lasitra fisaka ahy" na "amin'ny fanomezana mofomamy misy voaloboka ahy"
# velombelomy amin'ny paiso
"tohano amin'ny fanomezana paiso ahy aho" na "ampio amin'ny fanomezana paiso ahy aho"
# mararim-pitia
"satria mahery ny fitiavako ka mahatsiaro ho malemy aho."
# tanany havia...tanany havanana
"sandry havia...sandry havanana"
# mamihina ahy
"mihazona ahy"