# Velomy "Avereno ny heriko" na "Omeo tanjaka aho" # mofomamy misy voaloboka "amin'ny famahanana mofomamy vita amin'ny voaloboka izay miraikitra eo amin'ny lasitra fisaka ahy" na "amin'ny fanomezana mofomamy misy voaloboka ahy" # velombelomy amin'ny paiso "tohano amin'ny fanomezana paiso ahy aho" na "ampio amin'ny fanomezana paiso ahy aho" # mararim-pitia "satria mahery ny fitiavako ka mahatsiaro ho malemy aho." # tanany havia...tanany havanana "sandry havia...sandry havanana" # mamihina ahy "mihazona ahy"