36 lines
1.3 KiB
Markdown
36 lines
1.3 KiB
Markdown
|
# Dia niankohoka teo anatrehan'i Boaza izy, nampikasika ny lohany tamin'ny tany
|
||
|
|
||
|
Ireo dia fanehoana fanajana ary fiarahabana. Izy dia nanome voninahitra an'i Boaza tamin'ny fankasitrahana izay rehetra nataony taminy. Izany ihany koa dia fanehoana fanetren-tena.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana no dia nahita fitia aho
|
||
|
|
||
|
Mametraka fanontaniana tena marina i Rota.
|
||
|
|
||
|
# mpivahiny
|
||
|
|
||
|
Rota dia nampanantena manokana ny tsy fivadihany tamin'Andriamanitry ny Israely, kanefa izy dia fantatra ampahibemaso fa "Moabita."
|
||
|
|
||
|
# Voatatitra taty amiko
|
||
|
|
||
|
DH: "Ny olona dia nanao tatitra tamiko" na "Nilaza tamiko ny olona"
|
||
|
|
||
|
# handeha ho any amin'ny vahoaka
|
||
|
|
||
|
Boaza dia milaza amin'i Rota tonga niara-nipetraka tamin'i Naomy tao amin'ny tanàna sy vondron'olona iray, firenena, ary fivavahana izay tsy fantany.
|
||
|
|
||
|
# hamaly fitia anao
|
||
|
|
||
|
"mamerina aminao" na "mandoa aminao"
|
||
|
|
||
|
# nohon'ny asanao
|
||
|
|
||
|
Izany dia fanehoana finoana, misafidy ny hiara-hiaina amin'i Naomy ao Betlehema ary matoky an'Andriamanitr'i Naomy.
|
||
|
|
||
|
# Enga anie ianao handray ny tambiny feno avy amin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba fiteny tena mitovy amin'ny fehezanteny teo aloha. DH: "Yaveh anie hamerina aminao mihoatra noho ny nomenao"
|
||
|
|
||
|
# nahitanao fialofana tao ambany elany
|
||
|
|
||
|
Boaza dia nampiasa ny sarin'ny reny vorona izay manangona ny zanany ao ambany elany ho fiarovana azy, entina hanehoana ny fiarovan'Andriamanitra ireo izay mino Azy. DH: "izay nametrahana anao"
|