plt_tn/rom/01/24.md

24 lines
802 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Andriamanitra nanolotra azy ireo ny
"Andriamanitra namela azy ireo ho afa-po"
# Azy ireo ... izy ireo.. ny tenan'izy ireo ... izy ireo
Ny "olombelona" tao amin'ny 1:18
# filan'ny fon'izy ireo ho amin'ny fahalotoana
Eto ny teny hoe"filan'ny fon'izy ireo" dia maneho ny zavatra ratsy izay tian'izy ireo ho atao. DH: "ny fitondran-tena maloto izay nirian'izy ireo indrindra''
# mba ho afa-boninahitra eo amin'izy ireo ihany ny tenan'izy ireo
Io dia fanalefahan-teny ilazana fa nanao fahavetavetana izy ireo. Afaka adika hoe DH: "ary izy ireo dia nijangajanga ary nanao toetra mampietry"
# izay midera sy manompo ny zava-boary
Eto ny teny hoe "zava-boary" dia ilazana ireo zavatra noharin'Andriamanitra. DH: "izy ireo dia nanompo ireo zavatra izay noharian'Andriamanitra"
# fa tsy
"toy izay"