# Andriamanitra nanolotra azy ireo ny "Andriamanitra namela azy ireo ho afa-po" # Azy ireo ... izy ireo.. ny tenan'izy ireo ... izy ireo Ny "olombelona" tao amin'ny 1:18 # filan'ny fon'izy ireo ho amin'ny fahalotoana Eto ny teny hoe"filan'ny fon'izy ireo" dia maneho ny zavatra ratsy izay tian'izy ireo ho atao. DH: "ny fitondran-tena maloto izay nirian'izy ireo indrindra'' # mba ho afa-boninahitra eo amin'izy ireo ihany ny tenan'izy ireo Io dia fanalefahan-teny ilazana fa nanao fahavetavetana izy ireo. Afaka adika hoe DH: "ary izy ireo dia nijangajanga ary nanao toetra mampietry" # izay midera sy manompo ny zava-boary Eto ny teny hoe "zava-boary" dia ilazana ireo zavatra noharin'Andriamanitra. DH: "izy ireo dia nanompo ireo zavatra izay noharian'Andriamanitra" # fa tsy "toy izay"