16 lines
700 B
Markdown
16 lines
700 B
Markdown
|
# Fampifandraisan ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy ireo teny fanokafana ho an'ny olona ao Roma amin'ny filazana ny faniriany hahita azy ireo mivantana i Paoly.
|
||
|
|
||
|
# Fa izaho dia maniry ny ahita anareo
|
||
|
|
||
|
"Satria te ahita anareo fatratra aho"
|
||
|
|
||
|
# fanomezam-panahy sasantsasany, mba hampahery anareo
|
||
|
|
||
|
Paoly dia te hampahery aram-panahy ireo Kristiana Romana. DH: "fanomezam-pahasoavana izay hanampy anareo mba hitombo aram-panahy"
|
||
|
|
||
|
# zany, dia maniry Aho ny mba hifankaherezantsika eto anivontsika, amin'ny alalan'ny finoan'ny tsirairay avy, ny anareo sy ny ahy.
|
||
|
|
||
|
Afaka adika hoe DH: "ny tiako ho lazaina dia tiako ny hifankaherezantsika ny amin'ny fizarana ireo zavatra niainantsika tamin'ny finoana an'i Jesosy"
|