# Fampifandraisan ny foto-kevitra: Manohy ireo teny fanokafana ho an'ny olona ao Roma amin'ny filazana ny faniriany hahita azy ireo mivantana i Paoly. # Fa izaho dia maniry ny ahita anareo "Satria te ahita anareo fatratra aho" # fanomezam-panahy sasantsasany, mba hampahery anareo Paoly dia te hampahery aram-panahy ireo Kristiana Romana. DH: "fanomezam-pahasoavana izay hanampy anareo mba hitombo aram-panahy" # zany, dia maniry Aho ny mba hifankaherezantsika eto anivontsika, amin'ny alalan'ny finoan'ny tsirairay avy, ny anareo sy ny ahy. Afaka adika hoe DH: "ny tiako ho lazaina dia tiako ny hifankaherezantsika ny amin'ny fizarana ireo zavatra niainantsika tamin'ny finoana an'i Jesosy"