plt_tn/rev/17/06.md

20 lines
540 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ilay anjely dia manomboka manazava amin'i Jaona ny dikan'ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia mena. Ilay anjely dia manazava izany zavatra izany amin'ny alalan'ny andininy faha: 18.
# mamon'ny rà
"mamo satria nisotro ilay rà"
# martiry ho an' i Jesosy
"ireo mpino izay maty satria nilaza tamin'ny hafa ny momba an'i Jesosy"
# talanjona
"gaga"
# Maninona no talanjona ianao?
Ilay anjely dia mampiasa io fanontaniana io mba hibedesana moramora an'i Jaona. DH: "Tsy tokony ho talanjona ianao!"