# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ilay anjely dia manomboka manazava amin'i Jaona ny dikan'ilay mpijangajanga sy ilay bibi-dia mena. Ilay anjely dia manazava izany zavatra izany amin'ny alalan'ny andininy faha: 18. # mamon'ny rà "mamo satria nisotro ilay rà" # martiry ho an' i Jesosy "ireo mpino izay maty satria nilaza tamin'ny hafa ny momba an'i Jesosy" # talanjona "gaga" # Maninona no talanjona ianao? Ilay anjely dia mampiasa io fanontaniana io mba hibedesana moramora an'i Jaona. DH: "Tsy tokony ho talanjona ianao!"