plt_tn/rev/15/05.md

20 lines
554 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ireo anjely fito miaraka amin'ny loza fito dia ho avy any amin'ny toerana masina indrindra. Izy ireo dia efa voaresaka mialoha ao amin'ny 15:1.
# Taorian'ireo zavatra ireo
"Rehefa avy nihira izy ireo"
# ireo anjely fito mitazona ireo loza fito
Ireo anjely dia hita ho nitazona loza fito satria ao amin'ny 15:7 izy ireo dia nomena lovia feno ny fahatezeran'Andriamanitra.
# lamba rongony
lamba manify, lamba rongony lafo vidy
# fehin-kibo
Ny fehin-kibo dia ravin-damba atao haingo fatorana manodidina ny kibo.