# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireo anjely fito miaraka amin'ny loza fito dia ho avy any amin'ny toerana masina indrindra. Izy ireo dia efa voaresaka mialoha ao amin'ny 15:1. # Taorian'ireo zavatra ireo "Rehefa avy nihira izy ireo" # ireo anjely fito mitazona ireo loza fito Ireo anjely dia hita ho nitazona loza fito satria ao amin'ny 15:7 izy ireo dia nomena lovia feno ny fahatezeran'Andriamanitra. # lamba rongony lamba manify, lamba rongony lafo vidy # fehin-kibo Ny fehin-kibo dia ravin-damba atao haingo fatorana manodidina ny kibo.