plt_tn/rev/02/10.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny devoly dia hanipy ny sasany aminareo any amin'ny tranomaizina
"Ny devoly dia hahatonga ny hafa ho any an-tranomaizina tsy ho ela"
# Matokia mandra-pafahaty
"Matokia Ahy na dia mamono anareo aza izy ireo." Ny fampiasana ny teny hoe: "mandra-" dia tsy midika akory hoe tsy matoky intsony ianareo rehefa maty.
# ny satro-boninahitra
"ny satro-boninahitry ny mpandresy." Satro-boninahitra izay vita amin'ny rantsan'oliva na ravin-java-maniry, izay apetraka eo amin'ny lohan'ny atleta mpandresy.
# ny satro-boninahitry ny fiainana
Ny mety ho dikany: 1) "satro-boninahitra izay mampiseho fa nanome ny fiainana mandrakizay anareo Aho" na 2) "ny tena fiainana toy ny loka tahaka ny satro-boninahitry ny mpandresy"
# Izay manan-tsofina aoka izy hihaino
Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manan-tsofina. DH: "Raha manan-tsofina ianao, dia mihainoa"
# Ilay iray izay maharesy
Izany dia maneho an'izay rehetra mandresy. DH: "izay rehetra mahatohitra ny ratsy" na "ireo izay tsy miray hevitra amin'ny ratsy"
# tsy ho simban'ny fahafatesana faharoa
"tsy handalo amin'ny fahafatesana faharoa" na "tsy ho faty fanindroany"