plt_tn/psa/143/011.md

12 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ireo fahavalon'ny aiko
"Ireo fahavalo te hisoko ny aiko"
# Amin'ny famindram-ponao dia fongory ireo fahavaloko
"Asehoy amin'ny famongorana ireo fahavaloko ny famindramponao"
# ireo fahavalon'ny aiko
"ireo fahavalon'ny fanahiko" na, mikendry "ny aiko" ho sarinteny ho an'ny "aho," "ireo fahavaloko"