# ireo fahavalon'ny aiko "Ireo fahavalo te hisoko ny aiko" # Amin'ny famindram-ponao dia fongory ireo fahavaloko "Asehoy amin'ny famongorana ireo fahavaloko ny famindramponao" # ireo fahavalon'ny aiko "ireo fahavalon'ny fanahiko" na, mikendry "ny aiko" ho sarinteny ho an'ny "aho," "ireo fahavaloko"