plt_tn/psa/141/003.md

20 lines
517 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# asio mpiambina eo amin'ny vavako
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho mba tsy hiteny ratsy"
# asio mpiambina eo amin'ny
"milazà olona mba hiambina"
# ambeno ny varavaran'ny molotro
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho tsy hilaza zavatra raha tsy tokony hiteny"
# handray anjara amin'ny asam-pahotana
"hanao asa ratsy"
# hanim-py
"sakafo manokana"