# asio mpiambina eo amin'ny vavako Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho mba tsy hiteny ratsy" # asio mpiambina eo amin'ny "milazĂ  olona mba hiambina" # ambeno ny varavaran'ny molotro Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe gadra miezaka mandositra ny vavany ireo teny ratsy. DH: "miangavy re, vonjeo aho tsy hilaza zavatra raha tsy tokony hiteny" # handray anjara amin'ny asam-pahotana "hanao asa ratsy" # hanim-py "sakafo manokana"