16 lines
611 B
Markdown
16 lines
611 B
Markdown
|
# Hoy izy
|
||
|
|
||
|
"Hoy Davida Mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# tsy hanome torimaso ny masoko aho na fialan-tsasatra ho an'ny hodi-masoko
|
||
|
|
||
|
Ny torimaso sy fialan-tsasatra dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azo atolotra. Eto ny maso sy ny hodi-maso dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Tsy hamela ny masoko hatory aho na ny hodi-masoko hitsahatra" na "Tsy hatory aho na hanakimpy ny masoko ka hiala sasatra"
|
||
|
|
||
|
# mandra-pahitako toerana ho an'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny manangana toerana ho an'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe mitady toerana ho Azy. DH: "mandra-pahatsangako toerana ho an'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Ilay Maherin'i Jakoba
|
||
|
|
||
|
Izany dia manondro an'i Yaveh.
|